|
|
|
|

Teny iditra1  izaho
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:
4 Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.
5 (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza
6 ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny:
7 Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 see aho. [1.2]
9 I (emphatic) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 je, moi.
11 Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8]
12 je, moi (s'emploie au début de la phrase). [1.5]
13 je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [Tanala] [1.6]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpisolo anarana :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 5 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  18 haizo, izaho, 19 ohazy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17