|
|
|
|

Entry (1/2)1  izao
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Root  3  io
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra.
Explanations in English  14  [1.7] this
Explanations in French  15  [1.8] celui-ci
Examples  16  [2.245#] tahaka izao no fanao.
17  [2.5#] Ady izao rehetra izao.
Tables and plates  18  All the pronouns

Entry (2/2)19  izao
Part of speech  20  adverb [Full list]
All compound words 
Explanations in English  23  [1.7] now
Explanations in French  24  [1.8] maintenant
Examples  25  [2.587#] Bedao amin' izao!
26  [2.5#] Ka maninona aho izao?

Anagrams  27  ioza, izao, ozay

Updated on 2025/08/10