|
|
|
|

Teny iditra1  izy ireo
Singan-teny  2 izy, 3 ireo
Sokajin-teny  4  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy:
6 Tsy manan-divay intsony izy ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 they [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 ils, elles, les, eux [1.3, 1.5]
9 eux [1.8]
Ohatra  10  Mandritranyadin' izy ireo. [1.406#]
Mpanahaka  11  izy
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12