Entry | japoney | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney [1.1] | |
Explanations in English | Japanese [3.1] | |
Explanations in French | Japonais, japonaise [1.13] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: japonais. | |
Analogs | Japana | |
Updated on 2020/07/31 |