Entry | kalisy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Kapoaka ampiasain' ny Pretra hasiana divay amin' ny sorona masin' ny lamesa (katolika) Kapoaka misy ny divay sotroina amin' ny fanasan' ny Tompo (protestanta) [1.1] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Origin | French: calice. | |
Anagrams | kalisy, kilasy, kisaly, lakisy |
Updated on 2020/07/31 |