Entry | keoka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tsy feno tsara fa ohatra ny misy nahafahana amin' ny ilany iray; lempona, kemaka, kely andilana [1.1] | |
Tatatra kely atao amin'ny piesy iray [1.13] | ||
Explanations in French | Gorge, cannelure [1.13] | |
Vocabulary | Technology | |
Anagrams | akoke, kaoke, keoka, koake |
Updated on 2020/07/31 |