Entry | kilaometatra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny: A) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo B) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1] | |
Vocabulary | Space | |
Origin | French: kilomètre. | |
Updated on 2020/07/31 |