Entry | koratata | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Feo mafy toa mitapatapaka nefa maharitra tahaka ny feon' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato na ny feon' ny basimarovava mitatatata [1.1] | ||||||
Vocabulary | Sound | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Anagrams | atakotra, koratata |
Updated on 2020/07/31 |