Entry | lahabolana | |
Elementary words | lahatra ; volana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [1.13] | |
Explanations in French | Littérature orale [1.13] | |
Examples | Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia.
[2.606] | |
Vocabulary | Literature: (in general) | |
Hyponyms | ||
Updated on 2023/06/08 |