Entry | malaso | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo [1.1] | |
Dahalo, olon-dratsy [2.285] | ||
Explanations in French | Bandit de grands chemins [4.14] | |
Examples | Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo?
[4.27] | |
Vocabulary | Law | |
Synonyms | dahalo | |
Anagrams | malaso, salamo, somala |
Updated on 2021/12/04 |