Entry | maritiora | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1] | |
Explanations in English | A martyr [1.7] | |
Explanations in French | Martyr [1.8] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Origin | English: martyr. French: martyr. | |
Updated on 2020/07/31 |