Entry | matoatoa | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1] | ||
Explanations in English | A ghost [1.7] | ||
Explanations in French | Fantôme, revenant [1.3, 1.8] | ||
Spectre [1.8] | |||
Examples | Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
[2.5] | ||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word matoatoa | ||
Article | Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly | ||
Updated on 2022/07/30 |