Entry | mialona (alona) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1] | ||||||
Explanations in English | To be envious, to be jealous; to envy others. [1.2] | ||||||
To envy, to be jealous of [1.7] | |||||||
Explanations in French | être jaloux de, envier [1.8] | ||||||
Examples | Mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza.
[2.472] | ||||||
Vocabulary | Emotions | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | alamino, amalony, ilomana, mañaoly, maniloa, maniola, mialona, miolana |
Updated on 2023/01/20 |