Entry |
mijoko
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Mandeha miafina [1.78]
|
| Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratraolona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy avy aoriana Mitily: Mijoko ny voronkely ny saka Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty vatasarihana [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mijoko |
Past : |
nijoko |
Future : |
hijoko |
Imperative : |
mijokoa |
|
|
Entry |
mijoko
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
mikendry
[1.78]
|
|
Entry |
mijoko
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in English | (unattested) [3.1]
|
Vocabulary |
Tables and plates |
|
Illustrations |
|
|