Entry |
mivarahontsana
(varahontsana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Malemilemy toy ny olona reraka dia reraka noho ny hakiviana na ny tahotra [1.1]
|
Explanations in English | To be in despair in the face of trouble, to be in consternation [1.7]
|
Explanations in French | Se consterner [1.8]
|
Examples | Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy.
[2.470]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mivarahontsana |
Past : |
nivarahontsana |
Future : |
hivarahontsana |
|
|
Entry |
mivarahontsana
(varahontsana (hontsa))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | To slip away, as wet earth [1.7]
|
Explanations in French | Glisser et s'effronder comme la terre humide [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mivarahontsana |
Past : |
nivarahontsana |
Future : |
hivarahontsana |
|
|