Entry | palitao | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Akanjo ambonin-dehilahy midina hatreo amin' ny fitombenana, misy paosy ivelany, ary mivady amin' ny pataloa [1.1] | |||
Explanations in English | A jacket, a suit coat [1.7] | |||
Explanations in French | Paletot [1.8] | |||
Veste [1.13] | ||||
Examples | misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty,
[2.324] | |||
Vocabulary | Economy: clothing | |||
Compound words |
| |||
Origin | French: paletot. | |||
Anagrams | palitao, pataoly |
Updated on 2023/08/11 |