Entry | perovianina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao
Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina [1.1] | |
Explanations in English | Peruvian [3.1] | |
Explanations in French | Péruvien, péruvienne [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: péruvien. | |
Analogs | Peroa | |
Updated on 2020/07/31 |