|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 retsy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsy, fa raofim-potsiny ny trondro eto
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ô vous, vous autres; employé qu'entre femmes
5 et uniquement pour appeler [1.20] |
| Ohatra |
6 Izao retsy no izy a:
[2.472]
|
| Tovy hevitra | 7 retsiana |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | retsy, 10 ritse, 11 Setrì, 12 setry, 13 tsery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|