Entry | sahiratsy | |
Elementary words | sahy ; ratsy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan' angady fa mivelatra kokoa ny lelany [1.1] | |
Examples | Ary misy olona mihazakazaka manodidina mitana sahiratsy amboarana ny vanja.
[1.437] | |
Vocabulary | Tools | |
Proverbs | Proverbs containing the word sahiratsy | |
Updated on 2023/08/16 |