|
|
|
|

Entry1  tsivohibohitra (vohitra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Sarin-tanàna ataon' ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana... ataon' ny ankizilahy [1.1]

Updated on 2023/01/20