|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 misy ny teny hoe : azera | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aingaingain-kazera, ohatra ny famono vato. [2.653]
Aingaingain-kazera sahala amin' ny famono vato. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Aingaingain-kazera, toy ny fively fandraka. [2.653, 2.165, 2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Qu' on soulève pour le laisser retomber ensuite, comme un maillet (de menuisier). [2.165 #1484] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Natsangako kiady, nazerany, nalahatro vato, nakorontany, koa veloma ry tantely lava, masina ry tantely fohy, fa lany haika izaho havanareo. [2.558 #2771]
Natsangako kiady, nazerany ; nalahatro vato, nakorontany; veloma, ry tantely lava; masina, ry tantely fohy, fa lany haika aho. [2.653 #2097] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazeranay ho vaky, mba ho toham-baliha hokitraina eny amoron-dalana. [2.653 #2726, 1.1]
Raha voatavomonta tsy mety ho zinga hianao, dia hazerany ho vaky, mba ho toham-baliha ho kitraina eny amoron-dalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Si vous êtes une calebasse amère dont on ne peut faire une tasse à puiser l' eau, nous vous jetterons à terre afin que vous soyez brisée et serviez de chevalet à la guitare dont on joue au bord du chemin. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des caractères difficiles et aussi des fainéants dont on cherchait à tirer quelque chose. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|