|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | adoroboka (doroboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao midoroboka be ambany sy mirebareba: Aza adoroboka toy izao ny akanjonao, Raivo, fa mba ataovy etiety fohifohy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|