|
|
|
|
Teny iditra
ahanaka
(
hanaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Aparitaka, aely:
Aza ahanaka eran' ny trano ny rano
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ahanaka
, ahanako, ahanakao, ahanany, ahanatsika, ahanakay, ahanakareo, ahanak', ahana-
Ny lasa :
nahanaka, nahanako, nahanakao, nahanany, nahanatsika, nahanakay, nahanakareo, nahanak', nahana-
Ny hoavy :
hahanaka, hahanako, hahanakao, hahanany, hahanatsika, hahanakay, hahanakareo, hahanak', hahana-
Filaza mandidy :
ahanaho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19