|
|
|
|
Teny iditra
aka
to
ny
(
ka
tona
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
a
ka
tona
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Akatony
ny varavarana fa misy rivotra
[
1.1
]
2
Tandremo, fa rahefa tonga ny iraka, dia
akatony
ny varavarana, tereo amin' ny varavarana izy
[
2.996
]
Sary
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/20