|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | akisa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1] | ||
| Tovy hevitra | kisa | |
| Teny iditra | akisa | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy [1.1] | ||
| Affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2] | ||
| Plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | akisa | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| [2.996] | ||
| Achish [2.996] | ||
| Akish [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | akisy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2015/09/08 |
|