|
|
|
|
Teny iditra
ako
fo
hy
(
ko
foka
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
akofoka
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Akofohy
ny anana fa matetika misy bibin' anana
[
1.1
]
2
Akofohy
ny lamba fandiavana isa-maraina
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17