|
|
|
|
Teny iditra
ala
vi
rina
(
la
vitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Ohatra
Ny fanompoana toy ny zavona : raha
alavirina
maizina, fa raha akaikezina mazava.
[
2.558
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
alavirina
, alaviriko, alavirinao, alaviriny, alavirintsika, alavirinay, alavirinareo, alavirin', alavirin-, alavirim-, alaviri-
Ny lasa :
nalavirina, nalaviriko, nalavirinao, nalaviriny, nalavirintsika, nalavirinay, nalavirinareo, nalavirin', nalavirin-, nalavirim-, nalaviri-
Ny hoavy :
halavirina, halaviriko, halavirinao, halaviriny, halavirintsika, halavirinay, halavirinareo, halavirin', halavirin-, halavirim-, halaviri-
Tsipelina hafa
ala
vi
tina
Nohavaozina tamin' ny 2015/10/02