|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ambina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1] | ||
| Watch, guard, patrol. See andry [1.2] | ||
| A watch, a guard [1.7] | ||
| Action de garder, de surveiller [1.8] | ||
| Ohatra | Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
[2.508] | |
| Teny iditra | ambina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zara tsara, vintana tsara [1.1] | ||
| Used in the following: ambinina, manambina [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
|