|
|
|
|
Teny iditra
ame
no
ana
(
fe
no
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.2
]
Ohatra
Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no
amenoana
ny valin-kabarina hoso-menaka.
[
2.245
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
amenoana
, amenoako, amenoanao, amenoany, amenoantsika, amenoanay, amenoanareo, amenoan', amenoan-, amenoam-, amenoa-
Ny lasa :
namenoana, namenoako, namenoanao, namenoany, namenoantsika, namenoanay, namenoanareo, namenoan', namenoan-, namenoam-, namenoa-
Ny hoavy :
hamenoana, hamenoako, hamenoanao, hamenoany, hamenoantsika, hamenoanay, hamenoanareo, hamenoan', hamenoan-, hamenoam-, hamenoa-
Filaza mandidy :
ame
no
y
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20