|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ampalesina (ampaly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy [1.1] | |||||||||
| To be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted. [1.2] | |||||||||
| To be sandpapered [1.7] | |||||||||
| Qu'on polit au papier verre [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | ampalina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|