|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | antambo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Fambara loza, loza [1.78] | ||
| [Sihanaka, Tanala] Loza [1.78] | ||
| Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1] | ||
| Great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2] | ||
| A calamity [1.7] | ||
| Malheur, calamité [1.8] | ||
| Teny iditra | antambo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |
|