|
|
|
|
Teny iditra
apari
a
ho
(
pa
ri
aka
(
ri
aka
))
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
apariaka
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Manantena sady miandry fatratra aho, Ka ny taratrao, ry Volana,
apariaho
!
[
1.219
]
2
Koa rehefa hanolotra ny vola amin'ny Vazaha ianareo dia
apariaho
betsaka eo ny vola hahavariana azy sy hanisàny azy.
[
2.366
]
Tovy hevitra
apari
ta
ho
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17