|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | apotsaka (potsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alana, esorina hiala amin' ny toerany: Apotsaka ny maso mba hitsaboana azy Aroso mivoaka: Napotsany ny molony dia lasa izy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|