|
|
|
|
Teny iditra
arado
(
ra
do
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-milaza ny rado entina mampihaingo, ampanaovina ny olona:
Ilay vakana lafo vidy no naradon-dreniny azy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
arado
, aradoko, aradonao, aradony, aradontsika, aradonay, aradonareo, aradon', aradon-, aradom-
Ny lasa :
narado, naradoko, naradonao, naradony, naradontsika, naradonay, naradonareo, naradon', naradon-, naradom-
Ny hoavy :
harado, haradoko, haradonao, haradony, haradontsika, haradonay, haradonareo, haradon', haradon-, haradom-
Filaza mandidy :
aradoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20