|
|
|
|
Teny iditra
arisika
(
risika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po:
Arisiho amin' ny asa ny tanora
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
arisika
, arisiko, arisikao, arisiny, arisitsika, arisikay, arisikareo, arisik', arisi-
Ny lasa :
narisika, narisiko, narisikao, narisiny, narisitsika, narisikay, narisikareo, narisik', narisi-
Ny hoavy :
harisika, harisiko, harisikao, harisiny, harisitsika, harisikay, harisikareo, harisik', harisi-
Filaza mandidy :
arisiho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05