|
|
|
|
Teny iditra
atampina
(
tam
pina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao tampina, izany hoe: atao sarona na tsentsina na sakana:
Itỳ biriky itỳ atampina ny lavaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atampina
, atampiko, atampinao, atampiny, atampintsika, atampinay, atampinareo, atampin', atampin-, atampim-, atampi-
Ny lasa :
natampina, natampiko, natampinao, natampiny, natampintsika, natampinay, natampinareo, natampin', natampin-, natampim-, natampi-
Ny hoavy :
hatampina, hatampiko, hatampinao, hatampiny, hatampintsika, hatampinay, hatampinareo, hatampin', hatampin-, hatampim-, hatampi-
Filaza mandidy :
atampeno
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24