|
|
|
|
Teny iditra
ataovy
(
ta
o
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
atao
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Ataovy
izay hahavitana ny hatao.
[
2.472
]
2
Ataovy
ny raharahanao fa aza be resaka eo
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17