|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | avondrona (vondrona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana [1.1] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2019/09/14 |
|