|
|
|
|
Teny iditra
bi
li
tika
(
bitika
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny:
Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory
Mitovy hevitra:
bilitsika
~
biritika
~
biritsika
~
bititika
~
bolitika
~
boritika
~
boritsika
[
1.1
]
Same as
bitika
[
1.2
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09