|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | bokotra | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1] | |||||||
| A button. [Eng. Button.] [1.2] | |||||||
| [French bouton] a button. [1.7] | |||||||
| [français bouton] bouton [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny anglisy: button. Fanazavàna teny frantsay: bouton. | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|