|
|
|
|
Teny iditra
bo
ra
hy
(
bo
raka
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
borahina
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Borahy
amiko ny ao an-tsainao
[
1.1
]
2
Aza manao kirobo an-damba fa
borahy
ho hitan' olona (azo ampifandraisaina amin' ilay manao hoe: Mivarotra omby anaty ambiaty.
[
2.436
]
Tsipelina hafa
abo
ra
hy
~
abo
ra
ho
~
bo
ra
ho
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17