|
|
|
|
Teny iditra
boroaka
Sokajin-teny
anarana
Loaka tanteraka hatrany ambadika, gorobaka.
[
1.1
]
[
Tankarana
] Percé de part en part (bois, cartouche).
[
1.19
]
Sampanteny
aboroaka
,
anaboroahana
,
boroadroaka
,
boroahana
,
fanaboroahana
,
fanaboroaka
,
fiboroahana
,
fiboroaka
,
iboroahana
,
mahaboroaka
,
manaboroaka
,
miboroaka
,
miboroaka
,
mpanaboroaka
,
tafaboroaka
,
voaboroaka
Tovy hevitra
boroaña
Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10