|
|
|
|
Teny iditra
d
ie
ny
Sokajin-teny
mpampitohy
[
Fitanisana
]
Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola":
Miasà dieny matanjaka
[
1.1
]
While yet, during the time that
[
1.7
]
Pendant que, alors que
[
1.8
]
Ohatra
1
Tsy aleo ve dia velezina ny vy
dieny
mafana?
[
2.528
]
2
Azoko tantaraina
dieny
izao izany fialany izany.
[
2.472
]
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02