|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ela- | ||||
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe elatra | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | ela | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1] | |||||
| Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7] | |||||
| Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8] | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | ela | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Appellation botanique: Schizolaena [2.612] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Schizolaena | ||||
| Tovy hevitra | elana ~ vondrozanalahy | ||||
| Teny iditra | elà | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||
| Elah [2.996] | |||||
| Ela [2.996] | |||||
| Voambolana | |||||
| Tovy hevitra | Elaha | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/22 |
|