|
|
|
|
Teny iditra
fahafon
go
rana
(
fon
gotra
)
Sokajin-teny
anarana
Ohatra
Ny tsi-fahelana velona ampian'ny fahafatesana mbola kely dia tsy maintsy hiafara amin'ny
fahafongoran
'ilay firenena.
[
2.503
]
Haiendriteny
Tsotra :
fahafongorana
, fahafongorako, fahafongoranao, fahafongorany, fahafongorantsika, fahafongoranay, fahafongoranareo, fahafongoran', fahafongoran-, fahafongoram-, fahafongora-
Tovonana :
-pahafongorana, -pahafongorako, -pahafongoranao, -pahafongorany, -pahafongorantsika, -pahafongoranay, -pahafongoranareo, -pahafongoran', -pahafongoran-, -pahafongoram-, -pahafongora-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20