|
|
|
|
Teny iditra
faman
ko
nana
(
van
kona
)
Sokajin-teny
anarana
Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona
[
1.1
]
Corroyage
[
1.13
]
Voambolana
Ohatra
1
Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny
famankonana
ny hazo.
[
2.366
]
2
Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina
famankonana
sy fanatsofana.
[
2.356
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11