|
|
|
|
Teny iditra
famon
ga
rana
(
fon
gatra
)
Sokajin-teny
anarana
Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina
[
1.1
]
L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber
[
1.3
]
Ohatra
1
Ny fanomanana ny famadihana sy
famongarana
ny faty.
[
2.436
]
2
ny hariva mialoha ny
famongarana
aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina.
[
2.436
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06