|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanafenana (afina) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita Toerana anafenana zavatra matetika Fanitrihana ny maty alevina [1.1] | |||||||
| L’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache [1.3] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|