|
|
|
|
Teny iditra
fanakoron
ta
nana
(
ko
ron
tana
)
Sokajin-teny
anarana
Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana
[
1.1
]
La perturbation
[
1.3
,
1.13
]
La révolution
[
1.3
]
Ohatra
1
samy niharan' ny
fanakorontanana
koa manko.
[
2.245
]
2
Ekena mialoha anefa fa tsy
fanakorontanana
ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany.
[
4.27
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06