|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanandrana (andrana) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [1.1] | ||
| Ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [1.3] | ||
| Teny iditra | fanandrana (tandra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanongotana amin' ny tandra [1.1] | ||
| L'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [1.3] | ||
| Teny iditra | fanandrana (tandra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1] | ||
| Teny iditra | fanandrana | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -18.2666667, 49.2666667 | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|